Entry ifanamboarana (voatra)
Part of speech relative verb
Morphology 
ifanamboarana
ifanamboarako
ifanamboaranao
ifanamboarany
ifanamboarantsika
ifanamboaranay
ifanamboaranareo
ifanamboaran'
ifanamboaran-
ifanamboaram-
ifanamboara-
nifanamboarana
nifanamboarako
nifanamboaranao
nifanamboarany
nifanamboarantsika
nifanamboaranay
nifanamboaranareo
nifanamboaran'
nifanamboaran-
nifanamboaram-
nifanamboara-
hifanamboarana
hifanamboarako
hifanamboaranao
hifanamboarany
hifanamboarantsika
hifanamboaranay
hifanamboaranareo
hifanamboaran'
hifanamboaran-
hifanamboaram-
hifanamboara-
Examples 
1Ny hisavorovoroana amin' izany, ka raha mbola azo ifanamboarana ihany: dia ny mba hirindrana. [Ndemahasoa: Antakay, page 57]
2toe-javatra sendra azy na dia tsy marina na tsy rariny loatra aza, mora ifandraisana sy ifanamboarana amin' izao rehetra izao rahefa ao ny fihavanana. [Rahajarizafy: Filozofia, page 95]

2017/04/06