| Entry | 1 ifanahafana |
| Root | 2 hahaka |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Examples |
4 Misy ifanahafany amin' ny fampinomana tangena teto Madagaskara izany.
[1.38#376]
5 Fa misy fandehany tokoa, fomba arahin' ny mpikabary sy ny mpandahatra na zovy na zovy: mety ho samy manana ny azy, nefa misy ifanahafana na ifandraisan' izy rehetra. [2.298#7] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/26 |
|