Entry iangarana (angatra)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa vitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy [1.1]
Explanations in English To be discriminated against [1.7]
Explanations in French Qui est victime de discrimination, contre qui on fait des partialités [1.8]
Morphology 
Present : iangarana, iangarako, iangaranao, iangarany, iangarantsika, iangaranay, iangaranareo, iangaran', iangaran-, iangaram-, iangara-
Past : niangarana, niangarako, niangaranao, niangarany, niangarantsika, niangaranay, niangaranareo, niangaran', niangaran-, niangaram-, niangara-
Future : hiangarana, hiangarako, hiangaranao, hiangarany, hiangarantsika, hiangaranay, hiangaranareo, hiangaran', hiangaran-, hiangaram-, hiangara-
Imperative : iangaro
Compound words 
Titles Zaza niangarana (Ravelomoria Wast)
Proverbs 

Updated on 2023/08/11