Entry iaikena (aiky)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French Comme iekena [1.3]
Examples Ny fibanjinan' ny masony sy ny fahakingan' ny tongotra aman-tanany fotsiny no mahavariana aminy ka iaikena ny fahaizany. [2.470]
Morphology 
Present : iaikena, iaikeko, iaikenao, iaikeny, iaikentsika, iaikenay, iaikenareo, iaiken', iaiken-, iaikem-, iaike-
Past : niaikena, niaikeko, niaikenao, niaikeny, niaikentsika, niaikenay, niaikenareo, niaiken', niaiken-, niaikem-, niaike-
Future : hiaikena, hiaikeko, hiaikenao, hiaikeny, hiaikentsika, hiaikenay, hiaikenareo, hiaiken', hiaiken-, hiaikem-, hiaike-
Imperative : iaikeo

Updated on 2023/02/27