Entry iaba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] ray, rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy [Rakotosaona 1975]
  [Taisaka] ray [Rakotosaona 1975]
  [Betsimisaraka] fiantsoana ny ray, dada [Rakotosaona 1975]
  [Bezanozano] dada [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] ray, dada [Rakotosaona 1975]
Synonyms aba

Updated on 2020/07/31