Entry | 1 hotsaka |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin' ny hotsaka Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany manontolo 4 [1.78] [Bezanozano] [hôtsaka] honahona |
Derivatives |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word hotsaka |
Anagrams | 11 ahotsak, hakotsa, hatosak, hatsako, hatsoka, hotsaka, katsaho, tsahako |
Updated on 2020/07/31 |