Entry hotakotaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran' ny tanàna tamin' ny fisamborana ilay lehiben' ny mpiodina [1.1]
Explanations in English A tumult, a disturbance [1.7]
Explanations in French Tumulte, agitation [1.8]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31