|
|
|
|

Entry1  horompotsy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ahitra karazana horona, maniry mitambabe eny amoron-drano na ankeniheny, lava ravina, mafy taho, atao fanafoana trano, ary noho izy malefaka kokoa noho ny horona dia anaovana sesi-kidoro koa
Explanations in French  4  [1.196] (de horona et fotsy : blanc). Nom de diverses des Poaceae poussant en touffes, mais différentes des horona. Ce sont surtout :
Pennisetum pseudotriticoides A. Camus. (Poaceae) Identité déjà signalée par Bosser. [Merina]
Sporobolus africanus (Poir.) Robyns & Tournay et Sporobolus pyramidalis P.Beauv.( Poaceae) [Bara]
Nom donné aussi, depuis peu, à l'herbe aux éléphants africaine, introduite et cultivée, Pennisetum typhoideum Rich. Nom illégitime (Poaceae) synonyme de Pennisetum spicatum (L.) Körn.(Poaceae). Voir aussi foiambazaha . [Merina]
5  [Betsileo]
Examples  6  [2.470#117] Ngetan' ny main-tany ny ahi-maitso an-tanety ka horompotsy marefo.
7  [2.895#] Lazao ny Komandy hanatona ahy hatoroko hevitra, hoy ilay zatovo sady nandady tao anaty horompotsy izy.
Vocabulary  8  Botany
Elementary words  9  horona, fotsy
Scientific name 

Updated on 2025/02/02