Entry horiranina (horirana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Jerena tsy manatrika fa misompirana: Nohoriraniko ny fijeriko azy, ka tazany ihany aho [1.1]
Morphology 
Present : horiranina, horiraniko, horiraninao, horiraniny, horiranintsika, horiraninay, horiraninareo, horiranin', horiranin-, horiranim-, horirani-
Past : nohoriranina, nohoriraniko, nohoriraninao, nohoriraniny, nohoriranintsika, nohoriraninay, nohoriraninareo, nohoriranin', nohoriranin-, nohoriranim-, nohorirani-
Future : hohoriranina, hohoriraniko, hohoriraninao, hohoriraniny, hohoriranintsika, hohoriraninay, hohoriraninareo, hohoriranin', hohoriranin-, hohoriranim-, hohorirani-
Imperative : horirano

Updated on 2023/01/05