Entry (1/2) | 1 horesy > resy |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho 4 Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony 5 Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao 6 Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy 7 Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1] |
Explanations in English |
8 defeated conquered, overcome [1.7] |
Explanations in French |
9 battu, conquis [1.8] 10 vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196] |
Examples |
11 Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. [2.508] 12 Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944] 13 Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 24 1.1^^=Resy tosika=maty an-daharana=voatosika=tsy mahazo an-tsahala=voasongona=sendra tolona tsy omby tratra=ambaka noho=latsaka ambany noho=tsy mahaleo=tsy mahasehaka=tsy mahovoka=tsy mahatohitra=milavo lefona=miamboho lahy=mifori-drambo=mandray sanga=mangataka ranomandry=resy tsy miady |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles | 44 Avonavona resim-pitia (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) |
Entry (2/2) | 45 horesy > resy |
Part of speech | 46 passive verb |
Explanations in Malagasy |
47 noana [Taisaka, Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 48 resy, sery |
Entry (1/2) | 49 horesy > resy |
Part of speech | 50 participle |
Explanations in Malagasy |
51 Voa tamin' ny ady na lalao fifaninanana: Resin' ny Fortior ny mpanao baolina avy tany Lesotho 52 Maty (loka): Resy tamin' ny loka Rabe ka niozonozona tsy hamerina intsony 53 Tsy nahazo rariny tamin' ny ady amin' ny fitsarana: Resy tamin' ilay ady lova Rakoto ka tsy manana na inona na inona intsony izao 54 Tsy mahatohitra: Resin' alahelo izy 55 Maty antoka: Alaovy ho anao valopolo io akoho io fa resy aho raha latsaka izany [1.1] |
Explanations in English |
56 defeated conquered, overcome [1.7] |
Explanations in French |
57 battu, conquis [1.8] 58 vaincu, qui a perdu sa valeur [1.196] |
Examples |
59 Maty Ratsimive ary resy ny tafiny. [2.508] 60 Hoy aho nandraiki-dresy tsy fidiny. [2.944] 61 Ho resy miandalana ny andro mahory! [1.267] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 72 1.1^^=Resy tosika=maty an-daharana=voatosika=tsy mahazo an-tsahala=voasongona=sendra tolona tsy omby tratra=ambaka noho=latsaka ambany noho=tsy mahaleo=tsy mahasehaka=tsy mahovoka=tsy mahatohitra=milavo lefona=miamboho lahy=mifori-drambo=mandray sanga=mangataka ranomandry=resy tsy miady |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles | 92 Avonavona resim-pitia (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) |
Entry (2/2) | 93 horesy > resy |
Part of speech | 94 passive verb |
Explanations in Malagasy |
95 noana [Taisaka, Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 96 resy, sery |