Entry hono
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Teny atao eny afovoan' ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin' ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa [1.1]
Explanations in English They say [1.7]
Explanations in French On dit [1.3, 1.8]
 Dit-on [1.3]
Examples 
1Iza avy, hono, no mba ory? [2.285]
2dia gaga, hono, izy roa vavy. [2.293]
3Avy any Arabia, hono, ny fiaviany. [2.117]
4Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [2.499]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31