Entry honjohonjo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [1.1]
Compound words 
Other spellings 

Updated on 2020/07/31