Entry homan-tena
Elementary words homana ; tena
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ireo miferin' aina amin' ny zavatra mihatra aminy; ny tany homan-tena kosa dia ireo mihotsaka sy mikorosy ho azy na tsy misy mihady akory aza [1.1]
Proverbs 

Updated on 2023/05/25