Entry holandey
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny mponina tompon-tany ahy amin' ny tanin' i Holandy: Mipetraka amin' ny tany ambanin' ny haavon' ny ranomasina ny Holandey
Momba an' i Holandy na an' i Holandy na avy any Holandy: Sarotra ny mandresy ny ekipa holandey amin' ny baolina kitra [1.1]
Explanations in English Dutchman, Dutchwoman
Dutch [3.1]
Explanations in French Hollandais, hollandaise [3.1]
Vocabulary 
Origin French: hollandais.
Analogs  Holandy

Updated on 2020/07/31