| Entry (1/2) | 1 hoika |
| Part of speech | 2 interjection [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Hoika! mideza koa izany raha fiakarana
[1.1] |
| Explanations in French |
4 mot que prononcent les gens fatigués en prenant haleine
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Other spellings | 6 hoiky |
| Entry (2/2) | 7 hoika |
| Part of speech | 8 interjection [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
9 kina-teny kely tsy misy heviny, mitovy amin' ny hoe iky, ary ampiarahina mandrakariva amin' ny hoe mandehana hoika
[1.10] |
| Explanations in French |
10 mot explétif, comme iky
[1.3] |
| Other spellings | 11 hoiky |
| Anagrams | 12 ahiko, 13 akiho, 14 haoky, 15 hoaky, hoika, 16 kaiho, 17 kaohy, 18 kiaho |
| Updated on 2025/12/08 |
|