Entry | 1 hohazana |
Root | 2 hohy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza |
Morphology |
|
Anagrams | 9 hahazoan, hahazona, hanohaza, hohazana, hozahana, nohahaza |
Updated on 2023/01/05 |