|
|
|
|

Entry1  hofaina
Root  2  hofa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany
Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy
Explanations in English  5  [1.7] to be waved at
Explanations in French  6  [1.8] qu'on appelle par un signe de la main
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Other spellings  11  hofana

Anagrams  12  afahony, ahofany, anafiho, fahoany, faohany, faohina, fiahona, fianaho, fihaona, foahany, hafaony, hafinao, hafoina, haofany, hiafona, hiofana, hoafany, hofaina, hofanay, ifahano, ifahoan, ifaohan, ifoahan, ifohana, ifonaha, iohafan, nahafoy, nifahoa, nifaoha, nifoaha, niohafa

Updated on 2023/01/20