|
|
|
|

Entry1  hodibalaza
Elementary words  2  hoditra, balaza
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fono na saron' ny balaza, izany hoe ilay sosony voalohany amin' ny hoditra etỳ ivelany mandrakotra ny balaza; manify izy io ary moramihofakofaka, nefa mora maniry koa [1.1]
5  (hodi-balaza) hoditra ivelany manify mora miepaka [1.13]
Explanations in French  6  pellicule, peau, écorce [1.13]

Updated on 2024/08/13