|
|
|
|

Entry1  hitrikitrihina
Root  2  hitrikitrika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza olona na zavatra tsatohana na trobahana zava-maranitra: Nohitrikitrihan' i Dadany lefona ny mpangalatra
Lerana totohondry: Nohitrikitrihany ny totohondry aho
Asiana teny mafy: Nohitrikitrihiny teny mafy aho ka gina foana tao
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  hitrikitrihana

Anagrams  10  hahitrikitriny, hitrikitrihany, hitrikitrihina, ihitrikitrihan, nihitrikitriha

Updated on 2023/01/05