Entry hirana
Part of speech noun
Malagasy definition Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana
¶ Hirika na loaka idiran' ny fahazavana
¶ Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [Rajemisa 1985]
English translation a glimmer of light [Hallanger 1973]
French translation rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms hirangirana

Entry hiraña
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. [Rakotosaona 1975]
Vocabulary 

Entry hirana
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] anaran-gidro [Rakotosaona 1975]
Synonyms hira
Tables and plates The Lemurs

Updated on 2020/07/31