Entry hira masina
Elementary words hira ; masina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy [1.1]
Examples na antsa sy rary, hiramasina, fanononana tonom-bavaka iantsoana ny Zanahary sy ny razana ary ny tany masina. [2.508]
Synonyms hiram-piangonana

Anagrams 

Updated on 2023/06/14