Entry hinana (hana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana [1.1]
Explanations in French  [1.12]
  [1.3]
Examples ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy. [2.59]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2022/12/20