Entry | himpina | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra [1.1] | |
Other spellings | himpona | |
Anagrams | hanim-py, himpina, mpanihy |
Updated on 2020/07/31 |