Entry himpina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany
Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra
Mitovy hevitra: feno hika ~ hiboka ~ hipoka ~ hivoka [1.1]
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31