|
|
|
|

Entry (1/2)1  hika
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina:
4 Sambo feno hika entam-barotra [1.1]

Entry (2/2)5  hika
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7 Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  16 feno hika

Anagrams  17 haky, hika, 18 kiha

Updated on 2025/11/17