|
|
|
|

Entry1  hihisana
Root  2  hihy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Alana ny hodi-maleminy: Hihiso ny mangahazo fa maika hohandroina
(katsaka) kikisana ny voany hiala amin' ny babiny: Hihiso ity katsaka ity
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word hihisana

Anagrams  10  hahasiny, hahisany, hahisina, hanihisa, hanisiha, hasahiny, hihasina, hihisana, hisahian, hisaihan, hisiahan, nihasahy

Updated on 2023/01/20