Entry hidivava
Elementary words hidy ; vava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaran' ny farantsa volafotsy taloha, toy ny hoe: tsanganolona, mandrihavia, sns [1.1]
Examples nanasina amy ny hidivava Ambohimanambola ny Prime Minister nanao ny anambaniandro io ariary telo io [2.59]

Updated on 2023/07/23