Entry hidiana (hidy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy (varavarana) Asiana hidiny, izany hoe tanana amin' ny batana amin' ny alalan' ny fanalahidy na karetsaka, mba tsy ho afaka hivoha: Efa nohidianao ve ny varavarankely any an-tany?
(zavatra) Atao ao anaty toerana mihidy: Nohidiany tao anaty vata ny firavany [1.1]
Explanations in English To be closed, to be locked [1.7]
Explanations in French Qu'on ferme à clé ou avec une barre [1.8]
Morphology 
Present : hidiana, hidiako, hidianao, hidiany, hidiantsika, hidianay, hidianareo, hidian', hidian-, hidiam-, hidia-
Past : nohidiana, nohidiako, nohidianao, nohidiany, nohidiantsika, nohidianay, nohidianareo, nohidian', nohidian-, nohidiam-, nohidia-
Future : hohidiana, hohidiako, hohidianao, hohidiany, hohidiantsika, hohidianay, hohidianareo, hohidian', hohidian-, hohidiam-, hohidia-
Imperative : hidio

Updated on 2023/01/20