Entry hevoina (hevo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Poipoirina mba tsy hifatratra: Hevoy matetika ny tany misy voly [1.1]
Morphology 
Present : hevoina, hevoiko, hevoinao, hevoiny, hevointsika, hevoinay, hevoinareo, hevoin', hevoin-, hevoim-, hevoi-
Past : nohevoina, nohevoiko, nohevoinao, nohevoiny, nohevointsika, nohevoinay, nohevoinareo, nohevoin', nohevoin-, nohevoim-, nohevoi-
Future : hohevoina, hohevoiko, hohevoinao, hohevoiny, hohevointsika, hohevoinay, hohevoinareo, hohevoin', hohevoin-, hohevoim-, hohevoi-
Imperative : hevoy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20