Entry hetsy
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Folo alina: Roa hetsy ariary, hono, no vidin' io trano io. / Ny folo hetsy dia atao hoe tapitrisa (Tsara ho tadidy fa amin' ny teny hoe hetsy, toy ny hoe habakabaka, dia tsy miova ho k ny h eo aorian' ny aman- na anka amin' ny soratra, mba tsy hahahafahafa ny fampiharam-pitsipika, dia homena ny endriny feno keo teny ireo: amana, ana): Olona amana hetsiny no tonga nijery baolina / Nisodika teny ana habakabaka ny fiaramanidina [1.1]
Explanations in English A hundred thousand [1.7]
Explanations in French Cent mille [1.8]
International symbols  100000
100 000
100.000
100,000
[3.1]
Examples 
1Dimy hetsy sy fito tapitrisa no voalaza ho isany; [1.38]
2Iray hetsy mahery no ankevitry ny olona matiny, hono. [1.437]
3Fanaovana ny steam engine: ary ny vola lany, iray hetsy. [2.366]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Tables and plates The Numbers
Article 

Entry hetsy
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy  [Bara] [1.78]
Derivatives 

Updated on 2022/06/26