Entry hetraketraka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana: Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha [Akademia 2005 page 529]
Explanations in French brutalité, vandalisme, méchanceté, ar [...] [full text in Rajaonarimanana 1995 page 143]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra. [Andriamalala: Ranomasina, page 60]
2Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola. [Randriamamonjy: Tantara, page 257]
3Mba hiarovana ireo vahiny izay niditra tao Sodoma tsy hiharan' ny hetraketraka samihafa, dia nampiantrano azy i Lota. [White: Patriarka]

Entry Hetraketraka
Part of speech name (book or play title)
Author Andriamalala Emilson Daniel, 1972
Publishings Pages: 200.
Tables and plates All the titles

Entry Hetraketraka
Part of speech name (book or play title)
Author Rapatsalahy Paul
Publishings 
Tables and plates All the titles

Updated on 2020/07/31