Entry herotrerony (herotra, -ny)
Part of speech morphological form of
Explanations in English still young and tender (of people and foods); [Hallanger 1973]
Explanations in French Les plus jeunes, les plus tendres, se dit des gens, des animaux, des légumes tendres et verts [Abinal 1888 page 240]
 jeune et tendre (se dit des personnes et des fruits, été.) [Hallanger 1974]
  [Merina] Partie la plus jeune et la plus tendre d'un légume vert. Par exemple : hero-tsaramaso ou herotrero-tsaramaso = les haricots verts, Phaseolus vulgaris L. (Fabaceae). Les haricots en grains, frais, s'appellent par contre : tsaramaso lena ou tsaramaso vao. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Nisalasala ihany izy, satria ny tena vao herotrerony tsy efan' ny tazo. [Rabemolaly: Fary]
2Tovolahikely vao herotrerony no tratran'ny iray tamin'ireny teo amin'ny tratrany ka vita teo. [Rapatsalahy: Kintana]
3Tsy nisy faniriako tsy notanterahina, fa toa nampiandronina tamiko ny fitiavana ilay nilofika vao herotrerony teo amin' ny volan-tantely! [Andriamalala: Taolambalo]

Updated on 2021/08/07