Entry heny
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mitovy amin' ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin' ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany. [Rajemisa 1985]
Explanations in English so many times; used with numerals, as: avo folo heny (ten times as much) [Hallanger 1973]
Explanations in French tant de fois; s'emploie comme suit: avo folo heny (dix fois plus) [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry heny
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify
¶ Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady. [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Tankarana] rĂ©el, vraiment. ( edy, ankitiny, tokoa) [David: Dialectes (takila H)]
Compound words, titles, names 

Updated on 2022/01/16