Entry hentana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahavakiana mitsefatsefaka hita amin' ny tanimbary diso maina loatra: Vaky hentana [1.1]
Explanations in French Crevasse, fente, fissure [1.3]
Examples Tandremana sao tsy mbola vaky hentana ny tanimbary ka asaina, ary tadidina tsara fa raha tsy efa maty sakivy indray izy ka efa lava somotra ny tsiriry, tsy azo vakina ny bainga, izany hoe avela ho dobo rano maharitra tsara ho niohaka ny tany vao hosena. [2.643]
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2020/07/31