Entry | 1 henika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Feno: Henika ny sompitra ~ Heniky ny hafaliana ny fonay Vonto, tanteraka: Heniky ny sira ny laoka Safotra: Heniky ny rano ny tanimbary. |
Explanations in English |
4 [1.7] full; having all |
Explanations in French |
5 [1.3#236] comble, plein, comblé, rassasié, pénétré, saturé, couvert: Heniky ny vary ny sobiky (La corbeille est pleine de riz) ~ Henika ny barika (La barrique est pleine) ~ Heniky ny ha-faliana ny foko (Mon cœur est comblé de joie) ~ Henika aho (Je suis rassasié) ~ Heniky ny sira ny hena (La viande est pénétrée, saturée de sel) ~ Heniky ny rano ny tanimbary (Les rizières sont couvertes d’eau) 6 [1.8] comblé, saturé |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 akehin, haneky, hanike, hekany, henika, kehina, kihane, nakehi |
Updated on 2024/03/27 |