Entry | hena ratsy | |
Elementary words | hena ; ratsy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina [1.1] | |
Examples | Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra.
[2.857] | |
Synonyms | henam-paty | |
Anagrams | hena ratsy, tresahina |
Updated on 2023/01/17 |