Entry hena ratsy
Elementary words hena ; ratsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina [1.1]
Examples Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra. [2.857]
Synonyms henam-paty

Anagrams 

Updated on 2023/01/17