Entry henarana (henatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona izay mahamenatra noho ny fanajana be loatra ananana aminy: Ny reniny no henaran' Ikoto noho ny rainy [1.1]
Explanations in English To be made ashamed. [1.2]
Morphology 
Present : henarana, henarako, henaranao, henarany, henarantsika, henaranay, henaranareo, henaran', henaran-, henaram-, henara-
Past : nohenarana, nohenarako, nohenaranao, nohenarany, nohenarantsika, nohenaranay, nohenaranareo, nohenaran', nohenaran-, nohenaram-, nohenara-
Future : hohenarana, hohenarako, hohenaranao, hohenarany, hohenarantsika, hohenaranay, hohenaranareo, hohenaran', hohenaran-, hohenaram-, hohenara-
Imperative : henaro

Anagrams 

Updated on 2023/01/05