Entry | 1 hena ratsy |
Elementary words | 2 hena, ratsy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina [1.1] |
Examples |
5 Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra. [2.857#] |
Updated on 2023/01/17 |