| Entry | 1 hemoroida |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Aretina atao koa hoe "mivoaka tsinaim-body", avy amin' ny fivontosan' ny vena amin' ny tapany farany amin' ny tsinay ka manomboka amin' ny hidihidy, na ao anaty na eo ivelany, ary misy ra mandeha; kitso
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Health |
| Updated on 2025/09/12 |
|