Entry | 1 heloka bevava |
Elementary words | 2 heloka, bevava |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ny heloka na hadisoana lehibe, toy ny nahafaty olona |
Explanations in English |
5 [1.7] a serious crime |
Explanations in French |
6 [1.8] délit grave 7 [1.13] crime |
Examples |
8 Ireo voaheloky ny fitsorana noho ny heloka bevava vitany; [2.114#70] 9 Ny Fitsarana tao Ambatovinaky izay nitsara ny heloka bevava. [2.508#539] 10 Tsy misy Solombavambahoaka na dia iray aza azo enjehina sy samborina noho ny heloka bevava na heloka tsotra mandritra ny fotoam-pivoriana raha tsy nahazoan-dàlana tamin’ny Antenimiera [1.320] |
Compound words |
|
Updated on 2023/11/20 |