Entry hazovato (hazo, vato)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra [1.1]
Explanations in French Bois silicifié [1.13]
Vocabulary 
Synonyms vatoharana ~ vatohazo
Analogs  hazombato

Anagrams 

Updated on 2020/07/31