Entry hazotoana (zoto)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao [1.1]
Synonyms fahazotoana
Proverbs 

Updated on 2023/01/05