Entry hazonina (hazona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tanana mafy tsy ho votsotra na hilefa: Hazony mafy itỳ omby itỳ sao mitroatra [1.1]
Explanations in English To be held, to be grasped, to be detained. [1.2]
Morphology 
Present : hazonina, hazoniko, hazoninao, hazoniny, hazonintsika, hazoninay, hazoninareo, hazonin', hazonin-, hazonim-, hazoni-
Past : nohazonina, nohazoniko, nohazoninao, nohazoniny, nohazonintsika, nohazoninay, nohazoninareo, nohazonin', nohazonin-, nohazonim-, nohazoni-
Future : hohazonina, hohazoniko, hohazoninao, hohazoniny, hohazonintsika, hohazoninay, hohazoninareo, hohazonin', hohazonin-, hohazonim-, hohazoni-
Imperative : hazony
Proverbs 

Updated on 2023/01/05