Entry hazo boboka
Elementary words hazo ; boboka
Part of speech noun
Explanations in English Touchwood, so called, perhaps, because it is prepared by soaking in the rain [1.2]
Examples 
1Hazo boboka hianjera [2.1022]
2Miantehitra amin' ny hazo boboka? [4.27]
3Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472]

Updated on 2023/01/18