|
|
|
|

Entry1  hazavaina
Root  2  zava
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asiana hazavana, tsilovina: Hazavain' ny jiro ny efitrano
Voaboasana, lazaina ny heviny: Hazavao ny hevitr' izany teny izany
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to be made clear, to be illuminated
6  [1.2] to be lighted; to be distinct
7  [1.7] to be explained
Explanations in French  8  [1.3#869, 1.8] qu'on explique, qu'on éclaircit
9  [1.3#869] qu’on rend clair, distinct
10  [1.8] qu'on éclaire, qu'on illumine
Examples  11  Ary angamba azo hazavaina ihany ny nahatonga izany. [2.285#]
12  Saingy naleoko nangina fa sarotra hazavaina loatra izany. [2.944#]
13  Tsy maintsy hazavaina aloha fa misy nentim-paharazana mihitsy ao; [1.377#nyresaka]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :

Anagrams  18  havazanay, hazavaina, hazavanay, ihazavana, vazahaina, vazahanay, zahavanay

Updated on 2023/02/18