|
|
|
|

Entry1  havotsana
Root  2 votsa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany [1.1]
Explanations in French  5 lenteur, lourdeur [1.3]
Synonyms  6 fahavotsana

Anagrams  havotsana, 7 tsovahana

Updated on 2025/12/23