Entry (1/2) | 1 havatsa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanaovana tomboka sarisary tsy azo vonoina amin' ny hoditry ny tarehy na ny vatan-tena (fandre matetika kokoa ny hoe Tombo-kavatsa) [1.1] |
Explanations in English |
4 a particular kind of mark made in the skin for ornamentation, tattooing. [1.2] |
Explanations in French |
5 tatouage [1.3] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 7 Havatsa |
Part of speech | 8 noun |
Examples |
9 RAHAINGOSON Henri Filohan' ny havatsa UPEM Filoha lefitra amin' ny Sokajy I ao amin' ny Akademia Malagasy. [2.528#] |
Vocabulary |
10 Organizations |
Anagrams | 11 Havatsa, havatsa, vahatsa, Havatsa, havatsa, vahatsa |
Updated on 2023/10/29 |