Entry | hatomady (tomady) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Hery, hataniahana, aina: Ny hatomadin' ny vatana dia mariky ny vatana salama [1.1] | |
Explanations in French | Force, vigueur [1.3] | |
Examples | Izy mainty ngizina foana fa raha izay bika sy hatomady dia izany no vehivavy idealy katsahina eo amin'ny taranaka.
[2.895] | |
Anagrams | hatomady, mahatody |
Updated on 2023/01/20 |