Entry hatevenina (tevina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English See matevina [1.2]

Entry hatevenina (tevina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao matevintevina kokoa: Hateveno ny lalotra fa manify loatra izy izany
Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohateveninareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo
Ampitomboina hasina: Hateveno, rankizy, ny anaran-drainareo [1.1]
Explanations in French Qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente [1.3]
Morphology 
Present : hatevenina, hateveniko, hateveninao, hateveniny, hatevenintsika, hateveninay, hateveninareo, hatevenin', hatevenin-, hatevenim-, hateveni-
Past : nohatevenina, nohateveniko, nohateveninao, nohateveniny, nohatevenintsika, nohateveninay, nohateveninareo, nohatevenin', nohatevenin-, nohatevenim-, nohateveni-
Future : hohatevenina, hohateveniko, hohateveninao, hohateveniny, hohatevenintsika, hohateveninay, hohateveninareo, hohatevenin', hohatevenin-, hohatevenim-, hohateveni-
Imperative : hateveno
Other spellings 

Updated on 2020/07/31